|
|
|
|

Teny iditra1  sarindokotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra)
Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54] canard provenant du canard ordinaire et du canard musqué
Ohatra  5  [2.59#] ary hoy ny sasany : sarindokotra;
Voambolana  6  Haibiby: vorona
7  Toe-karena: fiompiana
Singan-teny  8  sary, dokotra
Mpanahaka  9  kirivorona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10