Teny iditra doladola (dola)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihetsika miangotingoty raha mandeha ka ny loha araidraika ary ny vatana atolilalila miankavia miankavanana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Fitovian-keviteny dola
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/02/23