|
|
|
|

Teny iditra1  idoladolana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#112]
Ohatra  4  [1.437#] Ny fihaingoana tamin' izany tsy mbola niraratra loatra, fa ny kely eny an-koditra no mba idoladolana.
Fototeny  5  doladola
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  adoladolany, idoladolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21