Teny iditra | 1 domelina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako 4 [1.13] donto |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#113, 1.13] abruti 6 [1.3#113] Qui a la tête fatiguée, lourde, qui a l'esprit accablé, incapable de travail, de réflexion; qui a perdu la mémoire |
Ohatra |
7 tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara, ary tsy mandray zava-maha-domelina; [2.424#] 8 Nangitsingitsina ny sofiko, domelina ny an-dohako, nipararetra ny molotro. [2.643#] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 donto |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |