Teny iditra | 1 domohina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] Karazam-boromailala dia, izay misy betsaka eto amintsika ary fahita indrindra any ambany any anindrana. Maro volo na soratra izy, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Turtur picturatus na Tourterelle peinte (Domohina miloko). 4 [1.1] Voromailala dia |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#113, 1.54, 1.13] Tourterelle 6 [1.13] pigeon sauvage |
Ohatra |
7 Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245#mg] 8 vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445#] 9 Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519#] |
Voambolana |
10 Haibiby: vorona |
Tsipelina hafa | 11 demohina, dimoy, domo, domohy, domoy, limohy |
Mpanahaka | 12 pakatova, voromahailala |
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny domohina io |
Fivaditsoratra | 18 domohina, hodonaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |