|
|
|
|

Teny iditra1  domoina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] tsipelina diso: jereo domohina
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] misspelling of domohina. A work by Samuel Ratany was originally published under the title "Domoina maratra".
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] mauvaise orthographie de domohina. Un poème de Samuël Ratany a été publié sous le titre "Domoina maratra".
Ohatra  6  [2.606#207] Nony lehibebe izy, namandrika domoina
7  [2.996#35.007.011] Efraima tonga hoatra ny domoina, adaladala tsy misy saina
8  [1.519] ahitana izany ny hoe zana-domoina, teny izay entina anehoana ny hakanto sy ny hatsaran' ny vehivavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02