Teny iditra |
don > do
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava makadiry [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Espèce de grand serpent [1.82]
|
| Espèce de boa [1.54]
|
Anarana siantifika | Acrantophis madagascariensis |
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
don > do
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Habokana Boka tsy manana rantsana (tanana na tongotra) intsony [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Lépreux qui a perdu les doigts et les orteils [1.82]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
don > do~
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny malagasy | Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza toetra mifandray amin' ny hevitry ny fototeny voalohany: Dorehitra (rehitra) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Préfixe qui distingue les racines primaires des racines secondaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra [1.12]
|
|
Teny iditra |
don > do
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny anglisy | To do: manao,
mahefa,
mahavita
[1.17]
|
|
Teny iditra |
don > do
|
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny feo voalohany na ambany indrindra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
re ~
mi ~
fa ~
sol ~
la ~
si |
Sary |
|
|
Teny iditra |
don > dona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A shock, a blow, a knock [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Coup, choc [1.8]
|
Ohatra | Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay.
[2.472]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
don > dona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy)
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Terme de jeu au domino: passe [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
don > dona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Anguille. Cf. tòna. [1.19]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
don > dona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |