Teny iditra lo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Simba sy milotaka: Voankazo lo
Mitovy hevitra: boboka ~ drodroka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy rotten, spoiled [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay pourri, gâté [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra lo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] takona [Rakotosaona 1975]

Teny iditra lo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] trosa [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31