Teny iditra (1/2) | 1 donaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Setroka be na hafanana manevokevoka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] smoke from a fire |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] fumée, chaleur suffocante des appartements 6 [1.8] fumée |
Ohatra |
7 Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka! [1.253] 8 Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso. [2.508] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny donaka io |
Teny iditra (2/2) | 13 donaka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] vono na kapoka atao |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] coup |
Fivaditsoratra | 17 adonak, andako, andoka, danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna, nadako, nodaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |