|
|
|
|

Teny iditra1  don-davitra
Singan-teny  2  dona, lavitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  kotrok' orana any lavitra mahatonga hanembonembona ny havana tsy eo anatrehana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24