Teny iditra (1/2) | 1 lavitra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] (optimp lavira) far, distant 5 [1.7] far away |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.13] éloigné 7 [1.3] distant 8 [1.8] lointain |
Ohatra |
9 [2.499#47] Izay lavitry maso : lavitry ny fo! 10 [1.3] lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter) 11 [1.3] lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela) 12 [2.472] Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. 13 [2.508#265] Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran' olona |
|
Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/2) | 34 lavitra |
Sokajin-teny | 35 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
36 [1.1] Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe |
Fanazavàna teny anglisy |
37 [1.7] far |
Fanazavàna teny frantsay |
38 [1.3, 1.8, 1.13] loin |
Ohatra |
39 [1.3] mandeha lavitra (aller loin) 40 [2.472] nijerijery lavitra daholo ny olona |
Tohi-kevitra | 41 akaiky |
Fivaditsoratra | 42 lavitra, livatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |