Teny iditra | 1 don-tandroka |
Singan-teny | 2 dona, tandroka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 teny fampitahorana atao amin' ny osa, saro-tahotra.., mba hahatonga azy hamboraka ny ao ampony na hanaiky lembenana, fomba mazàna ampiasain' ny mpaka am-bavany [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |