|
|
|
|

Teny iditra1  dontoina
Fototeny  2  donto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin' ny aretina io zaza io
Domboina: Aza dontoina amin' ny vato ny angadinao
Tonga tsy mailaka, tsy matsilo intsony: Nodontoin' ny asa mafy loatra zaza itỳ ka izany no tsy androsoany amin' ny fianarana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  dontoina, notodina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21