|
|
|
|

Teny iditra1  dorana
Fototeny  2  dotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ampirehetina, asiana amin' ny afo: Nodoran' ny olona ny tanety
Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy
Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny dorana io

Fivaditsoratra  10  adaron, andora, andrao, androa, aondra, aradon, arodan, darona, dorana, dranao, nadaro, narado, naroda, radona, rodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21