Teny iditra (1/3) | 1 doria |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan' ny teny mitovy hevitra aminy hoe "mandrakizay": Mandrakizay doria |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] everlasting |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] se dit d'un temps à venir, un temps indéfini |
Voambolana |
6 Fotoana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 8 doria |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Tanosy]
taranaka |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.19] [Tankarana]
arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. |
Voambolana |
12 Fifandraisana: fianakaviana |
Tovy hevitra | 13 zafin-doria |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 15 doria |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Taisaka]
masomboly 18 [1.78] [Bezanozano] masombolin-katsaka 19 [1.78] [Tanosy] Voanjavatra famafy, fafy 20 [1.13] masomboly, ambioka, ambezo voafantina |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.13] semences sélectionnées |
Voambolana |
22 Toe-karena: fambolena |
Fivaditsoratra | 23 doria, odira, radio, radoi, radoy, riado |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |