Teny iditra zafin-doria (zafy, doria)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy zanaky ny zafim-paladia na taranaka fahafito, sy ny manaraka rehetra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay la septième génération et les suivantes [Abinal 1888]
  [Tankarana] arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants [David 1952 (takila D)]
 [ zafindoria ] septième génération [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra doria
Mpanahaka  zafiafy ~ zafin-dohalika ~ zafin-kitrokely ~ zafim-paladia

2017/03/10