Teny iditra doria
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan' ny teny mitovy hevitra aminy hoe "mandrakizay": Mandrakizay doria [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Everlasting [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se dit d'un temps à venir, un temps indéfini [1.3]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra doria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] taranaka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra zafin-doria
Kamban-teny 

Teny iditra doria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] masomboly [1.78]
  [Bezanozano] Masombolin-katsaka [1.78]
  [Tanosy] Voanjavatra famafy, fafy [1.78]
 Masomboly, ambioka, ambezo voafantina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Semences sélectionnées [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/15