|
|
|
|

Teny iditra1  doroana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be burned
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on brûle, qu'on incendie
Ohatra  6  [2.59#289] Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka.
Fototeny  7  doro
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  andoaro, andoroa, arodano, arodona, doranao, doroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21