|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dovidovy
Fototeny  2  dovy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] short, shortish, dwarfish
Tovy hevitra  6  dovy

Teny iditra (2/2)7  dovidovy
Fototeny  8  dovy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3] obstination
Voambolana  11  Ontam-po
Tovy hevitra  12  dovy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10