|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  dovy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fahavalo [Taimoro] [1.78]
4  Rafy, fahavalo (teny fampiasa amin' ny sikidy)
5  Ray aman-dreny (amin' ny lafin-kevitra hoe fahavalon' ny zanaka ny ray aman-dreny noho izy manakantsakana azy tsy hanao ny sitrapony). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  an enemy, one supposed to be injurious. A word chiefly used in the Sikidy divination. [Ar. Aduca, an enemy] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  terme de sikidy: ennemi, opposition, ce qui peut faire du mal, une chose nuisible
8  ceux qui peuvent s'opposer aux caprices, comme les parents [1.3]
9  ennemi. [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)11  dovy
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13  valo [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (3/4)14  dovy
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16  Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana [1.1]
Tovy hevitra  17  dovidovy

Teny iditra (4/4)18  dovy
Sokajin-teny  19  anarana
Voambolana  20  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  21  (dans l'art de la divination, le mpisikidy ou devin appelle dovy tout ce qui représente une force ennemie, nuisible qui veut du mal à son client). Deinbollia pervillei (Blume) Radlk. (Sapindaceae). Les rameaux de cet arbre servaient à exorciser, à lever un sort néfaste (manolaka dovy), d'où son nom. [Sakalava] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23  dovy, vody

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26