|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  dovy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] fahavalo
4  [1.1] Rafy, fahavalo (teny fampiasa amin' ny sikidy)
Ray aman-dreny (amin' ny lafin-kevitra hoe fahavalon' ny zanaka ny ray aman-dreny noho izy manakantsakana azy tsy hanao ny sitrapony).
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] an enemy, one supposed to be injurious. A word chiefly used in the Sikidy divination. [Ar. Aduca, an enemy]
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] terme de sikidy: ennemi, opposition, ce qui peut faire du mal, une chose nuisible
ceux qui peuvent s'opposer aux caprices, comme les parents
7  [1.19] [Tankarana] ennemi.
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)11  dovy
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.78] [Taimoro] valo

Teny iditra (3/4)14  dovy
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana
Tovy hevitra  17  dovidovy

Teny iditra (4/4)18  dovy
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.196] (dans l'art de la divination, le mpisikidy ou devin appelle dovy tout ce qui représente une force ennemie, nuisible qui veut du mal à son client). Deinbollia pervillei (Blume) Radlk. (Sapindaceae). Les rameaux de cet arbre servaient à exorciser, à lever un sort néfaste (manolaka dovy), d'où son nom. [Sakalava]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23  dovy, vody

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02