Teny iditra dradradradra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitomaniana mafy; fikaikaikaikana sy fiantsoantsoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy shouting, vociferating, crying, loud weeping [Richardson 1885]
 loud weeping [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cris perçants, lamentations [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

2009/10/08