Teny iditra fidradradradrana (dradradradra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiantsoantsoana, filelalelana, fikiakiahana, figogogogoana, fijafajafana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy lamentation [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay lamentations, cris et pleurs [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31