|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  -drafitra
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe rafitra
Ohatra  3  Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo [2.285#137]

Teny iditra (2/2)4  drafitra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.1] Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin' ny tanana, na trano na masinina iray
Soritsoritry ny hevitra velabelarina ao anatin' ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa misy drafitra nosoritan' ny mpanoratra raha nanao io lahatsoratra io izy?
7  [1.13] vinavina voafaritry ny hotratrarina, ny enti-manana ary ny fotoana
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.13] plan, planning
Ohatra  9  Natolotry ny Résident an-dRainilaiarivony io drafitra io tamin' ny 18 Oktobra. [2.508#550]
Tovy hevitra  10  planina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  17  drafitra, -drafitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29