Teny iditra (1/4) | 1 -drain' |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 of/by the father of [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 de/par le père de [3.1] |
Ohatra |
5 fa raha mahatsiaro ny ratsy ataon-drain-tena, na maty aza ahoako! [2.299#159] 6 Rahalahin-drain'ialahy sy anabavin-drain' ialahy iray tam-po no ao [2.588] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 8 drain |
Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
10 mandany na mampiala tsikelikely 11 misotro hatramin' ny farany [1.17.mg#32] |
Teny iditra (3/4) | 12 drain |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 fantsona na tatatra anariana rano maloto 15 zavatra mandany hery, vola, ets. tsikelikely [1.17.mg#32] |
Teny iditra (4/4) | 16 drain |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 tatatra na fantsona fanamainan-tany [1.9.mg#126] |
Fivaditsoratra | 19 -drain', indra, indrà, nidra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |