Teny iditra | 1 dridridridry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana: Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] same as dredridredry. |
Voambolana |
5 Feo |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |