Teny iditra | fidridridridriana (dridridridry) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaraindrainana; famoahana feo maharitra hafahafa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de se plaindre, de grincer, de craquer [1.3] | |
Ohatra | Fa efa nandre feo Aho tahaka ny vehivavy raha miteraka sy fidridridridriana tahaka ny vehivavy izay vao miteraka
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |