Teny iditra (1/2) | 1 drodroka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Lo tanteraka; tena malemy sy mifotetaka: Efa drodroka mihitsy itỳ hazom-baravarana itỳ ka tokony hosoloana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] softened, rotten. See boboka, mohaka. |
Teny iditra (2/2) | 5 drodroka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Tanala]
kapoka, vely |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |