Teny iditra | mohaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Malemy, bodaka: Mohaka loatra ny vary ka tsy tiako. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Rotten, ready to go to pieces [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Trop mou; pourri et prêt à se désagréger [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | saro-tiana toa landy mohaka tiana vao misaritaka [2.131] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mohaka io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hamoka, mohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |