Teny iditra | eboebo (ebo) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1] | |||||||||||||||
Ohatra | Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady.
[2.472] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | ebo | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |