Teny iditra bevava (be, vava)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] basivava [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) [Rakotosaona 1972]
 (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Taisaka] bavard [Deschamps 1936]
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra be taim-bava
Ohatra 
1Ireo voaheloky ny fitsorana noho ny heloka bevava vitany; [Fanjakana: Fifidianana]
2Ny Fitsarana tao Ambatovinaky izay nitsara ny heloka bevava. [Randriamamonjy: Tantara]

2019/08/17