|
|
|
|

Teny iditra1  edede
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso: Edede! olona tsisy varany izany marina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] terme pour huer à la vue de quelque inconvenance
Fototeny  5  ede
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  ede

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30