Teny iditra efadafy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny enti-milaza ankapobeny ny sary rehetra misy lafy efatra, toy ny efamira
¶ (efa-dafy) sary misy lafiny efatra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay quadrilatère [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31