Teny iditra | 1 efajato |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [3.1] Four hundred |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [3.1] Quatre cent |
Isam-pirenena |
5 [3.1] 400 CD |
Ohatra |
6 [2.471] efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny Tanindrana tami' ny Vazaha |
Voambolana |
7 Matematika: rafitrisa |
Singan-teny | 8 efatra, zato |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny isa |
Lahatsoratra |
10 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |