Teny iditra | 1 ekoatorianina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] Ecuadorian, Ecuadoran |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] équatorien, équatorienne |
Voambolana |
6 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 7 ekoatera |
Fivaditsoratra | 8 ekoatorianina, ikaontianareo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |