Teny iditra ekoatorianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina
Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Ecuadorian, Ecuadoran [3.1]
Fanazavàna teny frantsay équatorien, équatorienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: équatorien.
Mpanahaka  Ekoatera

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31