|
|
|
|

Teny iditra1  ela be
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  [2.472] ela be taty aoriana, tadidiko iny resaka iny.
4  [2.471] fantatro fa zavatra tsy maintsy hitranga eo amin' ny fiainana, saingy mbola any aoriana ela be any izany, ka hadalana ny hamantoka ny saina aminy.
Singan-teny  5  ela, be

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08