|
|
|
|

Teny iditra1  eloana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] alofana amin' ny elo: Eloy ny zazakely fa mahery izany hainandro izany
Fototeny  4  elo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  anelao, aneloa, eloana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21