Teny iditra embaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana frantsay  [Tankarana] se délaisser, se dépouiller § èndaka. [David 1952 (takila E)]
Teny mitovy hevitra empaka

Teny iditra embaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy  [Bara] avaka, fanavahana [Rakotosaona 1975]
Teny mitovy hevitra ambaky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31