Teny iditra empaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Hoditra mitsovaka kely, ovaka
¶ Miendaka kely tsy latsaka lalina, voaenda-koditra, mienda-koditra: Aza mitaraina tanana hiempaka e! [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy blistered [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay avoir des ampoules [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra empaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana frantsay  [Tankarana] se délaisser, se dépouiller § endaka. [David 1952 (takila E)]
Teny mitovy hevitra embaka

Teny iditra empaka
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Merina, Sakalava] Vésicant, tout ce qui a la propriété de provoquer une révulsion ou de brûler la peau. Nom général des vésicatoires. Nom des plantes ayant des propriétés révulsives ou vésicantes. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31