Teny iditra (1/3) | 1 embona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fahatsiarovana amin' alahelo olona na zavatra (toy ny tanàna na tany) noho ny fitiavana: Anisan' ny fihetseham-po mamelovelo so am-pony embona ny tanindrazana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.209] sigh |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] regret soupir poussé en songeant à une personne ou à un objet chéri, absent ou perdu |
Ohatra |
6 Hita mifaritra mazava ny azy ny embona. [2.314] 7 Tsy tana ny embona : " Vitsika momba kitay, hoy Jean Narivony, ka manimanina ny any aminay! [2.356] 8 Izay no voalohany nandehanan' ny sainy tany amin' i Sahondra, dia ohatra ny nisy embona nifangaro hatezerana nibosesika tao am-pony. [2.529] |
Voambolana |
9 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 hanina |
Lohateny |
Teny iditra (2/3) | 17 embona |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.19] [Tankarana]
flotter |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 22 Embona |
Singan-teny | 23 embona |
Sokajin-teny | 24 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
Voambolana |
25 Haisoratra: tononkalo |
Mpanoratra |
26 Razafindrafidy Bien-Aimé |
Lahatsiratra manontolo |
|
Fivaditsoratra | 59 ambeno, ambone, añombe, bomena, embona, Embona, mañebo, naembo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |