|
|
|
|

Teny iditra1  endahina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Ohatra  3  [1.508] nendahiny daholo ny hoditra rehetra, tsy nisy
4  [2.996#26.5.7] nendahin' ireo mpiambina ny manda ny lambako
5  [2.117#121] endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo
6  [2.472#21] Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray
Fototeny  7  endaka
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  11  endahany, endahina, iendahan, niendaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21