|
|
|
|

Teny iditra1  endrika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny fandehan' ny tarehy, ny tokotanin-tarehy: Mitovy endrika amin-dreniny io zazavavy io
Ny fisehoana ivelany: Mamitaka ny endri-javatra matetika
Ny bika: Tsara endrika ny tranonay any ambanivohitra
4  [1.13] tarehy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] image, form, visage, face
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#126] La forme, la figure, les traits, la tournure, l’air, la mine, l’extérieur, l’apparence, l’image
7  [1.8, 1.13] forme
8  [1.8] figure; tournure
9  [1.13] visage
Ohatra  10  endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4]
11  Mitovy endrika amin’ ny reniny izy (Il a les traits de sa mère) [1.3#126]
12  Nandritra iny ady iny anefa, niova endrika izany zavatra izany: [2.472]
13  Somary fohifihy kokoa noho izy sy marirandrirana endrika I Katy. [2.470]
14  endrim-pahalalana telo lafy (Forme de connaissance à 3 dimensions) [1.13]
15  Tsara endrika, manana endrika izy (Il a de belles formes, un bel extérieur) [1.3#126]
16  endrika voatsotra ho an'ny lalànam-potoana (Forme simple de la loi horaire) [1.13]
17  Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471]
18  Mora fitahin’ ny endri-javatra ny olona (On est facilement trompé par les apparences) [1.3#126]
19  Nataon’ Andriamanitra mitovy endrika aminy ny fanahintsika (Notre âme a été faite à l’image de Dieu) [1.3#126]
Haiendriteny 
20  Tsotra :
Sampanteny 
21  Matoantenin' ny mpanao :
22  Matoantenin' ny fameno :
23  Anarana :
24  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Lohateny  42  Ilay endrika nanaitra tao amin' ny métro Odéon (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny endrika io

Fivaditsoratra  44  akendry, andreky, endrika, indreka

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21