Teny iditra | 1 endy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] anything fried |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#125, 1.8] friture, grillade 6 [1.3] rôti, torréfaction |
Ohatra |
7 Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [2.332] |
Voambolana |
8 Toe-karena: hanina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny endy io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |