|
|
|
|

Teny iditra1  engade
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Endrey! tsy menatra (teny fanakoran' ny ankizy ny namany izay manao zavatra mahamenatra)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] (plus usité qu'angade) exclamation poussée par les enfants en agitant la main vers leur compagnon qui s'est permis une incongruité: c'est lui le vilain!
Tsipelina hafa  5  angade

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31