Teny iditra | 1 enjehina |
Fototeny | 2 enjika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be pursued, to be persecuted |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on poursuit, qu'on persécute |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny enjehina io |
Fivaditsoratra | 13 anjeheny, enjehina, ienjehan, nienjeha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |