Teny iditra | entana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Zavatra entina amin' ny tanana: Mitondra entana mavesatra izy fa ampio ¶ Ireo zavatra tsy misaraka amin' ny tena raha mivahiny na mifindra transi (akanjo, firakofana, fanaka...): Aza hadinoina ny entanareo rehefa mivoaka ny fiaran-dalamby ¶ Izay amidy ao ampivarotana (matetika anefa amin' ity hevitra ity, ampiana ny teny hoe Varotra): Aza kasikasihina na entako, ny entam-barotro, raha tsy hividy ianao ¶ Olona miankina amin' ny tena ka velomina sy iadidiana: Entana ho azy tokoa ireo iray tampo amin' ny vadiny mipetraka ao aminy ¶ Ny faty entina halevina lavitra: Napetraka tao an' efitra madio ny entana raha vao tonga ¶ Fehezan-javatra atao indray mitondra: Kitay telo entana (atao koa hoe anentana) [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | a burden; baggage [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | fardeau, bagage, marchandise [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
paquet, ballot, effets, charge ¶ parents ou amis pauvres qu'on prend à sa charge [Abinal 1888] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Endriteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Mpanahaka | anentana | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny entana io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |