Teny iditra | fientanana (entana) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan' ny fo [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L’action de tressaillir [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Fivaditsoratra | fientanana, ifantenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |