|
|
|
|

Teny iditra1  entim-pahazarana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny [1.1]
Ohatra  4  Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana. [2.470]
Singan-teny  5  entina, fahazarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11