|
|
|
|

Teny iditra1  fahazarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] habit; familiarity from use or practice or acquaintance
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#869, 1.8] habitude
6  [1.8] familiarité par suite d'habitude
Ohatra  7  [2.643#] Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava.
8  [1.369#] Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana.
Fototeny  9  zatra
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fahazarana io

Fivaditsoratra  12  faharazana, fahazarana, hafa razana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21